top of page
diak4.jpg
              TONGASOA E !
Mr Mahavita_edited.jpg

   Ny Diakonia dia sehatr'asa entin'ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) anehoany ny finoany amin'ny alalan'ny Asa Fanompoana. Nanomboka tamin'ny Aprily 2018 teo dia nametraka ny Vina LMD ny Synodam-Paritany Fiherenana Toliara:

- Loterana

- Misionaly

- Diakonaly

           Hanatrarana izany vina izany dia najoro ny Diakonia SPFT, ka ity tranonkala ity no hifaneraserana sy hifampizarana traikefa, ary hampitam-baovao. 

​

  Ho Voninahitr' Andriamanitra irery ihany.

​

Fa asany isika, voaforona tao amin'i Kristy Jesosy mba hanao Asa tsara
Efes 2:10a

Mpiandraikitra
Fifandraisana

Atoa RANDRIATSITOHAINA Jean Mahavitasoa,
Mpandrindra SPFT Diakonia
E-mail: randriatritohaina.mahavitasoa@gmail.com, Phone: 0340481125

© 2020 - 2032. Fiherenana Toliara

​

E-mail: spftdiakonia@gmail.com

 

Facebook: SPFT Diakonia

  • Facebook Social Icon
  • w-facebook
  • Twitter Clean

Ho Voninahitr'Andriamanitra Irery ihany.

bottom of page