top of page


SPFT
DIAKONIA
GJENBRUK
ITY NY FIANGONANTSIKA
AMPIASAO NY TALENTANAO
Ny Gjenbruk dia tetikasa aoa anatin'ny Diakonia izay nokendrena hanohanana ireo sehatra iasana rehetra. Nalaina avy amin'ny modelin'ny NMS ity fomba fiasa ity, izay anangonana ireo fitaovana azo ampiasaina (Bruk) indray (Gjen). Amin'ny alalan'ny NMS Gjenbruk no anohanan'ny NMS ireo Asa Misiona maro ataony eran'izao tontolo izao. Tsy mbola mivelatra tahaka izany ny antsika fa amin'ireto sehatra ireto ihany:
-
Fonja
-
Sekoly Biblika
-
Kolejy Loterana Tanambao
-
Fanabeazana Mampiaty Tanambao
-
Hopitaly
-
FIZAKASA Toby Betela

bottom of page