top of page


SPFT
DIAKONIA
VAOVAO SY TSARA HO FANTATRA
FANABEAZANA MAMPIATY

Tonga indray izao ny fianaran'ny mpianatra. Isan'ny vaindohan-draharahan'ny Diakonia ny manampy ny Fanabeazana Mampiaty amin'ny fanatrarana ny tanjona tratrarina amin'ny fampitam-pahalalana amin'ireo moana sy marenina.
Isaorana etoana ireo mpiara-miasa hatrizay sy ireo vao niditra nanohana tamin'ity taona ity. Maniry hatrany izahay ny hitohizan'izany fiaraha-misalahy amin'ny fanohanana ireo zaza sy tanora ireo.


FItaizana ZAza KAmboty sy SAhirana
Tsy hohadinointsika toraka izany koa ireo Zaza kamboty sy sahirana izay tezaintsika ao amin'ny FIZAKASA. Isaorana manokana ny FD SPFT amin'ny fahavitrihana amin'ny fanohanana ny tetikasa. Mbola manao antso avo ho an'izay mbola afaka mandray anjara amin'ny Bourse Diakonia.
29929 students are left. If you wish to contribute to the diaconal program in "Education For All", feel free to contact us. For scholarship, 10 Euros cover a full school year for a child.
Zaza 29 sisa no tsy mbola tafiditra an-tsekoly, koa ho an'izay manana fanirina handray anjara amin'ny hetsika diakonaly hoe "Fianarana ho an'ny Rehetra", dia aza misalasala mifandray aminay.



We thank you for clothes and school kits you gave.
This semester, we can help 67 students. Our next activities will be during the annual meeting of Fifohazana in July at Toby Betela.
Misaotra betsaka tamin'ireo fanampiana maro samy hafa .izay nomenareo, ny fitaovam-pianarana sy ny akanjo ary fitafiana.
Ny hetsika manaraka dia hezahintsika ho tanterahina mandritra ny Isan-keritaonan'ny Toby Betela amin'ny Jolay .
Mankasitraka tompoko.
DIAKONIA FIAHIANA

BOURSE DIAKONIA
50.000 Ariary no vatsim-pianarana ho an'ny zaza iray mandritra ny taona, izay ahavitana ihany koa ny saram-pianarana mandritra ny taona. Raha misy afaka mandray anjara dia sitrakay ny hifandraisantsika.
Tuition fees for a student cost 20 USD, which cover a whole year. We invite anyone who wish to support those students to be in touch with the cordinator for the program.
bottom of page