top of page

Fanabeazana Mampiaty
sy LUC Mission

Isaorana ny Misiona LUC amin'ny fijereny akaiky ireo mpianatra ao amin'ny Fanabeazana Mampiaty Loterana Tanambao Toliara. Fianarana Informatique, Zaitra sy Petakofehy, Haimofo sy taozavatra, fanolorana kilalao ary fitaovam-pianarana, ireo no azon'ny mpianatra amin'ny alalan'ny fiaraha-miasa. 

470207599_3803955346533973_5405541878301725625_n.jpg
diak3.jpg

Misaotra ny Mpampiofana rehetra sy ny Mpanome
Hafatra: Salamo 115:15

 

WhatsApp Image 2025-02-06 at 05.57.54_0c905f3f.jpg
470155297_3803955286533979_8567567763747014146_n.jpg

© 2020 - 2032. Fiherenana Toliara

​

E-mail: spftdiakonia@gmail.com

 

Facebook: SPFT Diakonia

  • Facebook Social Icon
  • w-facebook
  • Twitter Clean

Ho Voninahitr'Andriamanitra Irery ihany.

bottom of page