top of page


SPFT
DIAKONIA
SEHATRA SY FIFANDRAISANA
Salama daholo,
Sehatra maromaro no ahitana ny Asa Diakonaly ato amin'ny SPFT, ka ireto avy ireo mpiara-miasa mivantana araka ny sehatra iandraiketany. Koa aza misalasala mifandray amin'izy ireo raha misy mila fanazavana fanampiny momba ny Diakonia ao amin'ny sehatra iadidiany, na koa hanolo-kevitra.
​
Dia misaotra mialoha amin'ny fiaraha-miasa


Andao hanorina, Andao hanohana
Ampiasao ny Talentanao
Rtoa RAHELINIRINA Simone, Mpampiofana
Pastora RAKOTOARISOA Harifetra, Mpampiofana
Dr RAJOEL Harilalaina, Mpampiofana
Rtoa SOA Bibilahy Fabienne, Mpandraharaha
Raha mila fanazavana fanampiny, na torohevitra, na koa hanolo-kevitra anay, dia aza misalasala mifandray aminay.
Azo alefa eto mivantana ny hafatra
bottom of page